Poopy – Misy Antenaina | Extrait Concert Live – Sehatra.com
Автор: Sehatra_com
Загружено: 2026-01-23
Просмотров: 2898
Описание:
Zavatra iainana toa mahafinaritra
Raha hidirana lalina toa zava-tsarotra
Mahavery fanahy mbola velona
Kanefa o, tsy mahafoy azy raolombelona
Izany lay fiainana
Mivezivezy lava
Nefa toa tsy mety ampy ny eny an-tànany
Mitototo eny
Zany hono no ataony satria tiany ny ainy
Extrait Live Bodo & Poopy Mifampitantana - By Live Prod
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: