Toriteny N°21 : Pasteur Tovo : Ny nofo tsy mahasoa na inona na inona
Автор: Pasteur Tovo
Загружено: 2020-04-03
Просмотров: 5395
Описание:
☢️👉Marina fa tena afaka manome mihoatra noho izay tadiavintsika tokoa ny Tompo
☢️👉Marina fa tena mahay manasitrana ny aretina rehetra Jesosy
☢️👉Marina koa fa tena afaka miaro antsika @zavatra rehetra Izy
♻️〽️Saingy aza manatona Azy mba ahazoana izany tombotsoa kely sy madinika ary tsy maharitra izany! Manatòna Azy mba ahazoanao Ilay tsara indrindra ! Ilay maharitra MANDRAKIZAY
😊🌞Manaraha finaritra ary
🙃Manasa anao koa hanaraka ireo 35 hafa ankoatra ity, cliquénao ftsn ity lien ity azafady
/ @pasteurtovo534
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: