ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

ROSSY - MARARY NY DIDY JADONA ( Nouveauté gasy 2026 )

Автор: Voix de la Terre Rouge

Загружено: 2026-01-30

Просмотров: 3907

Описание: Fa Marary Afrika e
Fa marary ny tany a
Fa marary ny tany e
marary Afrika

Mararin’ny tondra-drano izy e
rehefa tonga ny fahavaratra
Mararin’ny hain-tany
Rehefa tonga ny lohataona
mararin’ny mosary izy e
rehefa tonga ny miaka-bokatra

Mila anao zanany hanavotra azy izy e
Miandry ano zanany hanavotra azy izy
Afrika
Afrika
taniko mijaly e

Kanefa aza kivy hoy aho
fa tsy irery ianao
fa be ny namanao
eran’ny izao tontolo izao
Tsivalivaly manko ny fiainana eto an-tany
Ka raha lavo ianao anio
hiarina ianao indray andro any

oya yeh..!

Fa Marary afrika e
Fa marary ny tany a
Fa marary ny tany e
marary Afrika

Mararin’ ny risoriso izy e
nony tonga ny fahafahana
mararin’ny ady an-trano izy e
tonga ny fahaleovantenany
mararin’ny didy jadona izy e
foana ny fanandevozana

Mila anao zanany hanavotra azy izy e
Miandry anao zanany hanavotra azy izy
Afrika
Afrika
taniko mijaly e

kanefa aza kivy hoy aho na hoe hamoy fo
ireo zanakao rehetra ireo hitsangana hifoha
hanongotra ireo tsy sitram-parasisa
hanorina indray ny tany mba ho paradisa

mbola ho avy paikanao
mbola ho sambatra ianao
Afrika....

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
ROSSY - MARARY NY DIDY JADONA ( Nouveauté gasy 2026 )

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

SOLANGA 23 Janoary 2026 #Paul_Bert_Rossy_Rahasimanana

SOLANGA 23 Janoary 2026 #Paul_Bert_Rossy_Rahasimanana

Backom - Mausolée Cover IA RZ Music

Backom - Mausolée Cover IA RZ Music

Dadah_Samy malagasy cover (IA_gasy)

Dadah_Samy malagasy cover (IA_gasy)

RESAKA FANIRISOA ERNAIVO sy ILAY POLISY VAVY KELY NOLAZAN'NY GASY FA MANJA BE TETO @ PEJY ...

RESAKA FANIRISOA ERNAIVO sy ILAY POLISY VAVY KELY NOLAZAN'NY GASY FA MANJA BE TETO @ PEJY ...

NISY NITIFITRA NY ZANAKY KOLONELY , ARY VOATIFITRA

NISY NITIFITRA NY ZANAKY KOLONELY , ARY VOATIFITRA

( Nouveauté clip gasy 2026) Eric RF ft Malm - Bye Bye

( Nouveauté clip gasy 2026) Eric RF ft Malm - Bye Bye

TANTARAN'I COLONEL MICKAEL hira noforonin'i tatandraza

TANTARAN'I COLONEL MICKAEL hira noforonin'i tatandraza

SAMOELA & MANOU - MALALA (Live ZARA-REVY - Stade Malacam 2025)

SAMOELA & MANOU - MALALA (Live ZARA-REVY - Stade Malacam 2025)

KOTO vs Stephane KATOLIKA - DÉBAT MAFANA INDRINDRA [ IZA NO DISO ?? ] ...

KOTO vs Stephane KATOLIKA - DÉBAT MAFANA INDRINDRA [ IZA NO DISO ?? ] ...

VICTIMES INDRAY HONO MARC RAVALOMANANA ( Nouveauté gasy 2026 )

VICTIMES INDRAY HONO MARC RAVALOMANANA ( Nouveauté gasy 2026 )

🚫NIVOAKA T@ FAHANGINANY I PATRICK RAHARIMANANA MANOLOANA IREO RESA-BE MIPARITAKA🚫❗

🚫NIVOAKA T@ FAHANGINANY I PATRICK RAHARIMANANA MANOLOANA IREO RESA-BE MIPARITAKA🚫❗

ДНК армян — одно из генетических чудес планеты

ДНК армян — одно из генетических чудес планеты

MODY FANINA I MAITRE HANITRA SY PM ( Nouveauté gasy 2026 )

MODY FANINA I MAITRE HANITRA SY PM ( Nouveauté gasy 2026 )

Inona moa no ataon'i KOUFALY DAYA ao @Presidence?

Inona moa no ataon'i KOUFALY DAYA ao @Presidence?

MIKASA NY HAMBOLY KORONTANA INDRAY i DADABE RAVALOMANANA ...

MIKASA NY HAMBOLY KORONTANA INDRAY i DADABE RAVALOMANANA ...

MIJAH - SALEGIN' I MIJAH (Official Clip 2025 )

MIJAH - SALEGIN' I MIJAH (Official Clip 2025 )

TSY MISY TOA ANAO (Ny Ainga) Cover SARAH.R

TSY MISY TOA ANAO (Ny Ainga) Cover SARAH.R

❌KETRIKA MIAFINA: NAHAZO HAFATRA MAVESATRA I SITENY SY COLONEL MICHAEL🚫❗

❌KETRIKA MIAFINA: NAHAZO HAFATRA MAVESATRA I SITENY SY COLONEL MICHAEL🚫❗

ZANAK'I JAOJOBY - HAFATRA MIVANTANA AMIN'I DAVALT RECORD

ZANAK'I JAOJOBY - HAFATRA MIVANTANA AMIN'I DAVALT RECORD

Clo Mahajanga-Fialonana

Clo Mahajanga-Fialonana

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]