Tsiakoraka Mandehana
Автор: Herizo RAVOAVY
Загружено: 2025-11-14
Просмотров: 584
Описание:
MANDEHANA--TSIAKORAKA--1987
A/C : Fifi.
===============
Ho anao miandry ilay anjara masoandronao
Mandehana, mandehana ka tsenao
Fa ny hatrizay tsy mba nisy nozaraina
Mandehana tsenao ny maraina
Mandehana fa fantatrao ihany
Fa ao anatin’ny mangidy no misy ny mamy
Mandehana aza miherika intsony
Mandehana ka ny loha no atrakao ambony
Ireo sentonao omaly sy ireo andronao nisaona
Mandehana mba hombay lohataona
Fa ela naniriana sady nihafy mangina
Mandehana ho tojo izay iriana
Mandehana herezo izany dia
Kihon-dàlana iray diavinao ity
Mandehana aza miherika intsony
Mandehana ka ny loha no atrakao ambony
Mandehana ka tsenao ireo androm-pitsikiana
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: