Fou-Hehy Malagasy 100 % Comédie Vaovao 2017
Автор: Malagasy Channel
Загружено: 2017-10-15
Просмотров: 24956
Описание: Mpanao hatsikana sy mpanazatra ara-panatanjahantena i Honorat na i Herisolomahefa Honorat.Fantatra tao anatin'ny tarika Fou-Hehy ary efa 24 taona izy izao teo amin'ny sehatry ny fanaovana hatsikana.Tany amin'ny taona 1986 tany dia efa nanomboka niroso tao anatin'ny hatsikana izy ka nanangana tarika ahitana olona miisa 6 na 7 teo.Nanomboka nanao théatre ary nitety ny faritra rehetra manodidina an'Antananarivo.Mbola tsy Fou-hehy aloha ny anaran'ny tarika izay nahitana azy sy i Eric ary i Fefe tany am-piandohana tany fa taty amin'ny taona 1996 taty vao niova niova tsikelikely.Ankoatra izay dia nitohy lasa nanentana tamin'ny radio ihany koa ny tarika ny taona 2004 izay tsy inona fa ny Kidaona maraina,tao ihany koa ny fandaharana Rivotra.Raha mahakasika ny fanatanjahantena kosa dia ny resaka Handball no loharano nihaonan'i Honorat sy i Eric fa amin'izao fotoana izao kosa izy efa tsy mpanazatra intsony noho ny antony ara-potoana.Any Antsirabe any kosa no tetik'asa manaraka ao anatin'ny kakakaka kaiamba.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: