COLONEL PATRICK SY COLONEL FANEVA - IZAY SAMY NITABATABA ( Nouveauté gasy 2026 )
Автор: Voix de la Terre Rouge
Загружено: 2026-02-10
Просмотров: 721
Описание:
‼️💥𝗘𝗳𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗵𝗼𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 𝘀𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗼 𝘁𝗿𝗮𝗯𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻'𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗿𝗶𝘃𝗼𝗱𝗼𝘇𝗮_𝗚𝗲𝘇𝗮𝗻𝗶.
Efa tonga ao amin’ny trano fitahirizana ny entan’ny Ministeran’ny Mponina ao Fenoarivo_Atsinanana ireo sakafo sy fitaovana avy amin’ny fitondram_panjakana, entina hiatrika izay mety ho fahavoazana eo amin'ny maha olona ao aorian'ny fandalovan'ny rivodoza Gezani.
👉Ahitana vary 10,5 taonina, menaka 504 litatra, voamaina 21 gony .
✅Efa tonga alina koa ny fanampin’ireo fanampiana ireo izay ahitana voamaina 19 gony sy menaka 296 litatra izay novidiana tany an-toerana ihany.
© BNGRC
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: