ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Vonona aho Tompo hiaraka Aminao_Hira Katolika Malagasy

Автор: Hira Katolika Malagasy

Загружено: 2023-10-13

Просмотров: 6320

Описание: Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.

Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy

1. Vonona aho Tompo hiaraka aminao
Ka manolo-tena hofehezinao
Tsy ny tena ihany no omeko izao
Fa ny fo fanahy raiso anjakao

Feo 1 :
Raiso aho, Tompo ô, raiso ho anao
Raiso fa omeko izao, zany fo fanahy, raiso anjakao

Feo 2 : Raiso aho Tompo ô, hiaraka aminao
He manolo-tena hofehezinao
Tsy ny tena ihany no omeko izao
Fa ny fo fanahy raiso anjakao

Feo 3 sy 4 :
Raiso aho, Tompo ô, raiso aho, raiso ho anao
Tsy ny tena ihany no omeko izao
Fa ny fo fanahy raiso anjakao

2. ‘Zao no fikasako izay irin’ny fo
Ho mpanomponao, Tompo manan-jo
Raha ny eto mantsy mety mora lo
Fa ny teninao maro mpankatò

3. Raha avy ny fotoana zay hialako etý
Hafoiko mantsy ity tany ity
Ao i Jesoa Tompo zokiko arý
Hovantaniko any raha miala etý

4. Raisonao ny foko raiso ka hetseho
Ka ny fahotako, Tompo, mba koseho
Ao ny herinao, Tompo, no hiseho
Fo maniry Anao no entiko maneho

5. Vonona aho, Tompo, ho anao mandrakizay
Ho anao irery, ho anao, ry Ray,
Voadin'ny foko, ho doria izay,
Hatreto ka any an-danitraany, tany andrasanay.

6. Vonona aho Tompo, hampanjaka anao,
Ary koa hanitatra hatraiza hatraiza
Ny fanjakanao, na inona hanjó,
Raha mbola an-tan, ka tahio re.

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Vonona aho Tompo hiaraka Aminao_Hira Katolika Malagasy

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

Fihirana Fanampiny 1- 2- 3-4

Fihirana Fanampiny 1- 2- 3-4

CLIP GASY 2026 (GLORIA VELONA NY TOMPO)

CLIP GASY 2026 (GLORIA VELONA NY TOMPO)

Джем – Vonona aho Tompo hiaraka Aminao_Hira Katolika Malagasy

Джем – Vonona aho Tompo hiaraka Aminao_Hira Katolika Malagasy

HIRA KATOLIKA Inty aho ry Jesoa (It's Nathie)

HIRA KATOLIKA Inty aho ry Jesoa (It's Nathie)

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

Madio itony rano - Hira Katolika Malagasy

Madio itony rano - Hira Katolika Malagasy

HANDROSO SA HIHEMOTRA? : Tantara gasy vaovao (RNM)#gasyrakoto #gasyrakoto

HANDROSO SA HIHEMOTRA? : Tantara gasy vaovao (RNM)#gasyrakoto #gasyrakoto

CSVP ECAR Cathédrale Toliara - Mifiopioke Clip officiel

CSVP ECAR Cathédrale Toliara - Mifiopioke Clip officiel

Ny fiverenan'ny Tompo - 1 (Ireo fijery telo lehibe)

Ny fiverenan'ny Tompo - 1 (Ireo fijery telo lehibe)

Vao mangiran-dratsy ny andro_ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy

Vao mangiran-dratsy ny andro_ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy

TANTARA MALAGASY - FON-DRENY (Tantaran'i KOLO FM) Tantara Indray Miseho

TANTARA MALAGASY - FON-DRENY (Tantaran'i KOLO FM) Tantara Indray Miseho

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

Raozery: Mistery Be Voninahitra (Alahady sy Alarobia)

Raozery: Mistery Be Voninahitra (Alahady sy Alarobia)

Akaiky mpamonjy   FANASINA

Akaiky mpamonjy FANASINA

MITOERA ETO AMIKO RY JESOA BE FITIAVANA / CHORALE  ANTSAN' NY TRINITE MASINA

MITOERA ETO AMIKO RY JESOA BE FITIAVANA / CHORALE ANTSAN' NY TRINITE MASINA

Tantara Malagasy - I DADAN'I VONIN'OLIVA  (Tantaran'i Radio Don Bosco) Indray miseho

Tantara Malagasy - I DADAN'I VONIN'OLIVA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Indray miseho

Aza faizina aho ry Raiko (AMAF Andravoahangy Fivavahana) A/C :  Jordan

Aza faizina aho ry Raiko (AMAF Andravoahangy Fivavahana) A/C : Jordan

Fanahy masina avia_Antsan'ny Tanora Katolika Maintirano (ATKM)_Hira Katolika Malagasy

Fanahy masina avia_Antsan'ny Tanora Katolika Maintirano (ATKM)_Hira Katolika Malagasy

Ry Tompoko ilay endrikao re no mahafinaritra ahy_Hira Katolika Malagasy

Ry Tompoko ilay endrikao re no mahafinaritra ahy_Hira Katolika Malagasy

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]