Tsimandrimandry na firaisana ara-nofo faobe
Автор: AKO INFOS
Загружено: 2024-08-18
Просмотров: 2022
Описание:
#Fantatrao ve fa rehefa manao firaisana ara-nofo ianao dia afaka mampiakatra ny vibration_nao , afaka manao rituel manokana amin'izany satria , maro ny matière nanamboarana ny olombelona izany midika fa maro ny enerji ao anatinao ary mifandray ara-enerji daholo ny zavaboahary rehetra eto an-tany.
#Raha arahina ara-daty ity #tsimandrimandry ity dia misy hitovizany amin'ny fomba fanao tany #egypte fahiny izay nampita tany Inde fahiny mikasika ny famohazana #kundalini .
#Misy fombafomba hatao famohazana ny #enerjie_ny_fitaovam-pananahana izay tsy afaka hatao amin'ny #olona miaraka aminao andavan'andro izany fa tsy maintsy amin'olona #voatokana , zany hoe saika mitovy amin'nilay #fifanakalozana_enerjie ao anatin'ny #tsimandrimandry ihany izany saingy ny maha-samihafa azy dia ny an'ny #kundalini na ny #tantrisma dia olona voatokana mitovy #lanja_enerjetika aminao no miaraka manao ilay firaisana aminao , mizara ny enerjia ny aminao .
Carrozza Heliarisoa
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: