FIHIRANA FFSM 24: Haleloia! miderà an'i Jehovah fa tsara Izy (Salamo 106)
Автор: Hirantsika FFSM
Загружено: 2026-01-12
Просмотров: 197
Описание:
✍🏾FIHIRANA FFSM 24: Haleloia! miderà an'i Jehovah fa tsara Izy (Salamo 106)
-"Haleloia! miderà an'i Jehovah
Fa tsara lzy
Fa mandrakizay ny Famindrampony."-
-"lza no mahalaza
Ny Asa lehibe ataon'ny Jehovah
Na mahatonona
Ny fiderana Azy rehetra "-
-"Sambatra izay mitandrina ny mety
Ka manao ny marina mandrakariva!
Jehovah o!, tsarovy aho
Araka ny fankasitrahanao ny olonao."-
-"lza no mahalaza
...........................................
Ny fiderana Azy rehetra "-
-"Vangio amin'ny famonjenao aho
Hahitako ny soa azon'ny voafidinao
Hifaliako amin'ny fifalian'ny firenenao
Hiravoravoako amin'ny lovanao."-
-"lza no mahalaza
................................
Ny fiderana Azy rehetra "-
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: