ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

FFPM 195 – Andriamanitra Ray

Автор: Loterana-Malagasy ZFLM

Загружено: 2021-06-29

Просмотров: 15124

Описание: "Andriamanitra Ray" - Hira FFPM 195
Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana

FFPM 195 – Andriamanitra Ray

1. Andriamanitra Ray
loharanon’ny aina,
Masina, masina, re,
Hianao ka deraina,
Fa manome fahasoavana be,
Soa tsy tratry ny saina.

2. Ô, ry Jesosy Mpamonjy,
Mpanjaka mahery,
Tonga taty mba hampody
ny zanaka very,
Raiso izao ny fiderana Anao,
Saotra aman-daza sy hery.

3. Ry Mpampionona ô,
Mpanazava ny sainay,
Mba ampinoy izahay,
ka havaozy ny ainay.
Mba hazavao ny manantena
Anao;
Raiso ny hira hirainay!

Source: video Fandaharana Teny Soa Mahafaly viva madagascar

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
FFPM 195 – Andriamanitra Ray

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

FFPM 485 – Moa Jesosy ve tsy ahy

FFPM 485 – Moa Jesosy ve tsy ahy

Ny mpitory - live & best of (The Worship Moment / Emmission 24)

Ny mpitory - live & best of (The Worship Moment / Emmission 24)

Киев отказался от переговоров? / Президент уходит с поста?

Киев отказался от переговоров? / Президент уходит с поста?

Fihirana  FFPM Hira paska

Fihirana FFPM Hira paska

ANIO AHO HIVERINA, Kerobima Ankatso, Live Décembre 2025

ANIO AHO HIVERINA, Kerobima Ankatso, Live Décembre 2025

🎼🎧🙏FIDERANA VARIETES EVANGELIQUE 2025(EDITION 11) (Rija Ras-Revival-TDL-Shine -NyAvo-Henika-PépéShN)

🎼🎧🙏FIDERANA VARIETES EVANGELIQUE 2025(EDITION 11) (Rija Ras-Revival-TDL-Shine -NyAvo-Henika-PépéShN)

FFPM 623 – Mba omeo ahy

FFPM 623 – Mba omeo ahy

FFPM : 731 - Enga anie ka homba anao Jeso - God be with you till we meet again

FFPM : 731 - Enga anie ka homba anao Jeso - God be with you till we meet again

Что бы сказал гражданин Чили о конфликте на Украине...

Что бы сказал гражданин Чили о конфликте на Украине...

ЭТИ ПЕСНИ ИСЦЕЛЯТ ТВОЕ СЕРДЦЕ — Сборник из 20 христианских песен — Maranatha Brothers

ЭТИ ПЕСНИ ИСЦЕЛЯТ ТВОЕ СЕРДЦЕ — Сборник из 20 христианских песен — Maranatha Brothers

APL. Efa amiko i Jesoako.mp4

APL. Efa amiko i Jesoako.mp4

Ny holatrao - Ny Feo Mamatonalina

Ny holatrao - Ny Feo Mamatonalina

Medley Méditation - FFPM 20 -FFPM 470 -FFPM 109 -FFPM 417 -FFPM 473 - Louange instrumentale Malagasy

Medley Méditation - FFPM 20 -FFPM 470 -FFPM 109 -FFPM 417 -FFPM 473 - Louange instrumentale Malagasy

Marka 16: 15 - Jesoa no Tomon'ny Fahefana rehetra, koa inona no atahoranao?

Marka 16: 15 - Jesoa no Tomon'ny Fahefana rehetra, koa inona no atahoranao?

"Aza manadino ahy"‎ - Fihirana FFPM 617

ИСЦЕЛЯЮЩИЕ ПЕСНИ ВЕРЫ — Maranatha Brothers (20 Christian Songs)

ИСЦЕЛЯЮЩИЕ ПЕСНИ ВЕРЫ — Maranatha Brothers (20 Christian Songs)

FFPM : 110 sy FFPM 353 -Nomeko ho Anao - I gave my life for thee

FFPM : 110 sy FFPM 353 -Nomeko ho Anao - I gave my life for thee

HAY TEO FOANA I KRISTY

HAY TEO FOANA I KRISTY

FFPM 190

FFPM 190

Tompo malala ô

Tompo malala ô

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]