ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Ianareo 'zay lavitra taloha_Hira Katolika Malagasy

Автор: Hira Katolika Malagasy

Загружено: 2024-01-20

Просмотров: 7891

Описание: Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.

Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy


Ianareo 'zay lavitra taloha
Dia manjary akaiky izao ao amin'i Kristy. (Ef. 2, 13)

(Sal. 66)

1 1 Hiantran'Andriamanitra anie isika, hotsimbininy,
Ka hataony mamiratra eo amintsika ny tavany.
2 Dia ho fantatry ny olona eran-tany ny herinao,
Ka hanerana ireo firenen-drehetra ny vonjinao.
3 Ny vahoaka rehetra enga anie hidera, Andriamanitra ô,
Ny vahoaka rehetra enga anie hidera ny anaranao.

2 4 Aoka hifaly sy hiantsa ny firenena isan-tokony,
Fa ianao dia mitsara azy rehetra ireny ara-drariny.
5 Fa ianao dia mitsara vahoaka araka ny hitsiny,
Sy manjaka am'ireo firenen-drehetra isan-tokony.
6 Ny vahoaka rehetra enga anie hidera, Andriamanitra ô,
Ny vahoaka rehetra enga anie hidera ny anaranao.

3 7 Fa ny tany volena tsy misy izay tsy mamokatra,
Andriamanitra manko, Andriamanitsika: mitsimbina.
8 Enga anie ka hitsimbina antsika hatrany Andriamanitra,
Ka ho masina eran'ny vazantany ny anarany.
9 Voninahitra anie ho an'ny Ray nandefa ny Zanany,
'Zay nomeny hanasoavany antsika noho ny Fitiavany.

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Ianareo 'zay lavitra taloha_Hira Katolika Malagasy

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Ray ô mahatalanjona

Ray ô mahatalanjona

Джем – Ianareo 'zay lavitra taloha_Hira Katolika Malagasy

Джем – Ianareo 'zay lavitra taloha_Hira Katolika Malagasy

Sculati-va de tineri - Oastea Domnului Pechea - Botez Teodor Nastase

Sculati-va de tineri - Oastea Domnului Pechea - Botez Teodor Nastase

vavaka hariva katolika

vavaka hariva katolika

Fanentanana Jôbily Faha 150 Finoana Ambositra

Fanentanana Jôbily Faha 150 Finoana Ambositra

Ry Tompo Zanaharinay

Ry Tompo Zanaharinay

Izaho no Mofon'ny fiainana_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Izaho no Mofon'ny fiainana_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Io ilay antso (Lyrics by Rah-Dack Mada Jr)

Io ilay antso (Lyrics by Rah-Dack Mada Jr)

ЧТО ПИТЬ, Чтобы Быстро Улучшить Кровообращение В Ногах? После 60! Доктор Мясников

ЧТО ПИТЬ, Чтобы Быстро Улучшить Кровообращение В Ногах? После 60! Доктор Мясников

Marco R - IREO NO FAHAVALOMPIRENENA MALAGASY ...

Marco R - IREO NO FAHAVALOMPIRENENA MALAGASY ...

Sambatra izay noana_ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy

Sambatra izay noana_ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

Tsy ny ahiahin'izao tontolo izao_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Tsy ny ahiahin'izao tontolo izao_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

CSVP ECAR Cathédrale Toliara -  Maria modely Clip officiel

CSVP ECAR Cathédrale Toliara - Maria modely Clip officiel

TOMPO O HITAKO MASO/Vetson'ny Fanahy Masina Analamahitsy

TOMPO O HITAKO MASO/Vetson'ny Fanahy Masina Analamahitsy

Voninahitra ho an' Andriamanitra

Voninahitra ho an' Andriamanitra

Raha tsy ho ahy - Rija RAMANANTOANINA à STRASBOURG - 03/06/2023

Raha tsy ho ahy - Rija RAMANANTOANINA à STRASBOURG - 03/06/2023

УТРОМ ПРОИЗНЕСИ ЭТУ МОЛИТВУ — И БОГ ОТКРОЕТ ТЕБЕ НОВЫЙ ПУТЬ

УТРОМ ПРОИЗНЕСИ ЭТУ МОЛИТВУ — И БОГ ОТКРОЕТ ТЕБЕ НОВЫЙ ПУТЬ

Ianao no isaoranay ry Ray (Victoire Rasoamanarivo)_Hira Katolika Malagasy

Ianao no isaoranay ry Ray (Victoire Rasoamanarivo)_Hira Katolika Malagasy

Litania ny Olomasina 🙏

Litania ny Olomasina 🙏

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]