๐๐๐๐๐ฬ๐๐ ๐ฒ๐ฌ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (Offical Video Clip - Be Mozik! 2024)
ะะฒัะพั: Samoela
ะะฐะณััะถะตะฝะพ: 2024-09-12
ะัะพัะผะพััะพะฒ: 115211
ะะฟะธัะฐะฝะธะต:
RAVORETRA
Ny ambadiky ny tranonay : maimbo, maloto
Iririavan'ny makorelina sy ny jiolahim-boto
Ny tena mba te-hadio, miferin'aina
Vao lalovan-dry le-sanana :
Maimbo ny tanana
Ny mpivarotra fitombenana : manao ny ataony
Ny sasany izay miserana eo koa no mamany
Ratsy taizan'ny ray sy reniny, hany ka ravoretra
Iza no ho vendrana eo fa ho raisinay ny fepetra
Isanโandininy :
Tsy azo anaovana maloto eo ry zama
Ny alika no mamany eo
'Lay kendain'ny angatra io
Io no miseho ho mafy loha
Ho totaiko ny baramina
Fa voretra tsy tia madio
Miseho azy ho mazan-doha
Miseho ho mamalivaly
Ho darohiko no hiafarany
Fa ataotaovy eo ihany!
Tonony sy feony : Samoรซla RASOLOFONIAINA
ะะพะฒัะพััะตะผ ะฟะพะฟััะบั...
ะะพัััะฟะฝัะต ัะพัะผะฐัั ะดะปั ัะบะฐัะธะฒะฐะฝะธั:
ะกะบะฐัะฐัั ะฒะธะดะตะพ
-
ะะฝัะพัะผะฐัะธั ะฟะพ ะทะฐะณััะทะบะต: