Rap Syga Top Clips #8 Décembre 2025 : Kakanjia, Zaza Rap Taiza, Punisheur, Illicit Soul, AV RD ...
Автор: Kapsily
Загружено: 2026-01-31
Просмотров: 140
Описание:
Kaiza daholo ! 😎 Tongasoa anatin'ny 𝐑𝐚𝐩 𝐒𝐲𝐠𝐚 𝐓𝐨𝐩 𝐂𝐥𝐢𝐩𝐬 #𝟖 hanarahanao an'ireo rakin-tsary rap gasy milay indrindra nivoaka tamin'ny volana Desambra lasa teo.
👉 Androany dia manolotra anareo ireo 8 izay tena nahafinaritra anay izahay tanatin'ireo clips maromaro efa manakaiky an'ny 30 izay nivoaka.
Kakanjila - Taim-bava mihaja (Real : Marco Robinson - Son : Five0One Music)
Punish'eur- Lazaret (Real : Ricardo HJ - Prod : Dayron)
Cyphaka ZAZA RAP TAIZA w/ Various Artists - Mitohy ny tolona (Prod : K.Sad)
Av Rd - D.T.D.R (Real : Myrindra Nomenjanahary - Prod : Laden Beatz)
Illicit Soul - Shut da F* up Ft. GREY & Shyro (CODEX) (Real : Sergio Mickael - Prod : Illicit Soul x GREY)
Bifa Gng - Fisarahagna (Real : Akimly Sary)
BMD x SIND'K OK x Arnak x Singy Ridy - Tohagno Gnanao (Real : P. Heaven)
Yalty - F208RZ
Version Facebook : / 1972806870281412
Manasa anao hitsidika an'ny playlist Youtube 2025 ahitànao ny ankamaroan'ny clips rap gasy rehetra mihisa +190 : • RAP GASY 2025 PLAYLIST (CLIPS VIDEOS)
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: