Fanamasinana BroDaoud, Jesosy Mamonjy Ankorondrano
Автор: Lalamasaka Hatry ny Ela
Загружено: 2020-06-14
Просмотров: 1878
Описание:
Mialohan'ny hahatongavan'ny Fifohazana dia tsy maintsy misy ny Fanamasinan'Andriamanitra.
Ny Fifohazam-panahy dia tsy tongatonga amin'izao fa tsy maintsy mivavaka isika mba hisintonana izany avy any ambony hidina ety an-tany.
Andriamanitra tsy miara-miasa amin'ny vahoaka izay tsy manolon-tena tanteraka, fa miasa Izy raha isika manao ny anjarantsika
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: