Vase d’argile (Grace infinie) - Rica Andria & Friends - Malagasy version
Автор: Rica Andria
Загружено: 2023-10-29
Просмотров: 2963
Описание:
Tiny desk Fiderana 2023
Me suivre :
instagram : / rica_andria
Facebook : / andriarica
🎹 Maminiaina Lucas
🎹 Rico Andriamalala
🎸 Aro Manda
🎸 Jeremy Remilien
🎷 Ny Ony
🥁 Faniry
🎸 Rico Ratsimandresy
🎤 Kintana, Jessy, Fani, Rian’antsa, Rico, Rina Safidy
🎥 Gpk photographie
Mixage/Mastering : Eddy Ramamonjisoa
Record : Orens Mohn
Décorations : Adriana, Stephane, Garry, Haingo
Traduction : Rica & Rico
Le soutien de mes frères d'amour : Fitiavana, Fahasoavana
PAROLES
COUPLET 1
Naratra mafy aho
Namoy fo aho
F’ianao nahita ahy
Nanangana ahy
Tsy misy hananako
Hafa tsy ianao
Jesosy oh x2
PRE-REFRAIN
Ny famindraponao tompo oh
No naHatoy zao ahy
Oh Nivezivezy
Tetsy sy eroa
Fa hitanao indray
REFRAIN
Ankehitriny aho
Mahita ny fitiavanao ahy
Nomenao ahy ny ainao
Efa Maty aho ka novelominao
COUPLET 2
Noraisinao ny fahadisoako
Dia nofotsinao toy ny ora-panala
Hanolo tena aho
Hanompo anao
Ho vavolombelona ny asanao
PRE-REFRAIN
REFRAIN
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: