Ambasadaoron'ny fanavaozana
Автор: Tsi Rama
Загружено: 2026-01-17
Просмотров: 9
Описание:
Salama e!
Efa ela no tokony ho hisy ny fanavaozana ny toetsaina eto Madagasikara !
Anaty fakampanahy maloto tanteraka ny firenena sy fiarahamonina ankehitriny ka ny manambola no lasa mibaiko ny zon'ny majinika. Ka dia aza bado ree.
AryTsy mety anefa izany fa manana zo hiaina ampiadanana daholo ny zavaboaharin'Andriamanitra, , eny na dia nindramana endrika sy fitondra tena ho toy ny an'ireo biby aza izay ato anaty horonantsary ity. Jereo ihany koa fa mitovy amin'izany ny mianjady ny olona marefo izay mba efa vonona hiezaka.
Manoloana ny ady ankafetsen'ireo mpitondra tsy aradalàna izay te hibaiko lava. Rehefa miaramientana anefa ny biby izay voatsindrin'ny olombelona lava anaty fiarahamonina dia afaka manangana zavatra goavana ho an'ny fianakaviany ary hanohitra ny tsindry hazo lena. Ary teo no nanomboka indray ilay "FIRAISANKINA", ilay fihavanana malagasy. Marary ahy marary anao, mahasambatra ahy mahasambatra anao. Iray isika ka miara-mihatrika ny olana hoy izireo ary miady ho tafavoaka daholo.
Saingy aoka ho hisy mpitarika izay mahalala ny marary ny fianakaviany sy ny sakaizany, ary mahita ny fikafika sy hitsindalàna mampandroso haingana kokoa amin'ny fanovana tanteraka ny zavamisy.
Ny mpitarika ? mba no lohalaharana maodely, hanova ny fahazarandratsy. Izany no ambasadaoron'ilay fanavaozana. Indro ary i Makki hanao zavatra ho anareo !
Etsy ange ! Mba raiso ohatra anie ny fiarahamientan'ny vahoaka amin'ny firenenkafa izay niainga tao amin'ny samy tsy fananana fa ankehitriny kosa dia ny toetsaina tia fivoarana sy firaisankina toy izany no nahatonga azy ho firenena mandroso indrindra. Eny fantatrao ireo na tsy ho lazaina aza.
Fa antsika ny antsika ! Ndao ary hiady ho an'ny fanatsarana izao fiainana nomenjanahary antsika eto amin'ity tany Madagasikara ity, hanamboatra izany anaty fahaizamitantana sy mifamelona !
Aoka ho samy ambasadaoron'ny fanavaozana avokoa isika !
Soa fianatra.
Tsiferana Ramangason
#fanavaozana #fanavaozanamadagasikara #fandrosoanamalagasy #fanovana #fanovandrafitra #fanovana2026 #fandresenamalagasy #firaisankina #fihavanana #governemantafanavaozana #kolotsaina #kolotsainamalagasy #kolotsainagasy #fifanampiana #fifankatiavana #fintsinjovana #miady@fiainana #fiainanamalagasy #soafianatra #fiarahamiasa #fiarahamonina #laharampahamehana #feombahoaka #vahoakampanjaka #fanjakambahoaka #fanjakana #fivoarana #madagasikara #malagasymandroso #ndaohiaraka #ndaohifanampy #tontoloiainana #fifanajana #mponina #gasiavo #politikamadio #fanentanana #lalànamalagasy #zonolombelona #zomalagasy #zomiaina #malagasyhendry #gasyhendry #gasymirayhina
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: