Aleva Honogno, Ambanja fanamasinana Eveka vaovao diosezy ny Ambanja.
Автор: BEBEL Betombo Aleva Honogno
Загружено: 2023-01-25
Просмотров: 315
Описание:
1948 no nananganana préfecture apostolique ity faritra ity izay niaraka tamin’ny Nosy Mayotte sy Nosy Comores ka efa maro ny Eveka niasa sy nifandimby teto ka Eveka faha 05 amin’izao fotoana izao dia i Monseigneur Donatien Francis RANDRIAMALALA eto anivon’ny diosezy ny Ambanja, raha tsisy Eveka teto nandritra ny 03 taona.
Diosezy ny Ambanja dia mivelatra amin’ny Faritra Sofia jiaby sy Nosy Be ary Ambanja eto raha teo ny foibeny ka tenteraka ny fanamasinana Eveka izay natao teto amin’ny stade municipal ny Ambanja izay nahitana ireo Eveka eran’ny Madagascar izay notarihin’ny Monseigneur Tomas GRYSA, Nonce apostolique eto Madagascar izay solon-tenan’ny Papa Ray masina miasa sy mipetraka eto Madgascar.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: