𝐅𝐀𝐍𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐏𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐈 𝐏𝐑𝐄𝐒𝐈𝐃𝐄𝐍𝐓 𝐌𝐈𝐂𝐇𝐀𝐄𝐋
Автор: Jean-Luc ramanantombotsoa
Загружено: 2026-02-18
Просмотров: 141
Описание:
1- Momba ny gestion de catastrophes ( Cyclone )
2- Ahoana ny fampianasana Ilay ambimbola 800.573.286 $ ambin'ilay 1 milliard 500 millions $ ??
3- Iza avy no Université hisitraka an'ilay projet STATCAP II ao aorian'ny re- alignement ny financement rehetra ?
4- Maninona no miandry ASSISTANAT foana amin'ny famahana amin'ny ampahany ireo olana tamin'ny cyclone toy ny fanaovana ny fanadiovana ny rano maloto SNS ... ????
5- Aiza ho aiza ny décision an'ny fanjakana ny amin'ny fanirian'ny Amerikana hanao fonja ho an'ireo olona mahery fihetsika ?
6- Manontany ireo constitutionnaliste aho hoe : Ny filohan'ny fanavaozana ve mañana prérogative mitovy am' ny filoha voafidy ka hamatotra ny firenena amin'ny accord samihafa izay hataony any Frantsa sy Moscou ??
7- Voafehinao vé ireo olona eo ambany fifehezanao izay fantatra fa mañana fikendrena hafa ho azy ireo ??? Raha sanatria TSIA dia ho aiza isika ????
💁💁 MANGATAKA VALINY TOMPOKO RAHA AZO ATAO
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: