ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Ny zavatra rehetra miara miasa hahasoa izay tia an'Andrimanitra (Mana isanandro : Jeremia 21:1-14)

Автор: Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)

Загружено: 2020-12-05

Просмотров: 5494

Описание: MITOETRA AO ANATINTSIKA I KRISTY REHEFA NEKENTSIKA

1. Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko.

2. Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy.

3. Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa i Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin' ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.

4. Fa tsy ianareo no miteny, fa ny Fanahin'ny Rainareo no miteny ao anatinareo.

5. Nahoana no nisaina izany tao am-ponao ianao? Tsy nandainga tamin'olona ianao, fa tamin'Andriamanitra."

6. Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay manda anareo dia manda Ahy; ary Izay manda Ahy dia manda Izay naniraka Ahy."

7. Anaka, ianareo dia avy amin'Andriamanitra ary efa naharesy ireny, satria lehibe Izay ao aminareo noho izay ao amin'izao tontolo izao.

8. Fa ianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy dia tsy Azy izy.

9. Tsy fantatrareo va fa tempolin'Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin'Andriamanitra mitoetra ao anatinareo ?

10. Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra ? ka tsy tompon'ny tenanareo ianareo.

11. Aza mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, Izay nanisiana tombokase anareo ho amin'ny andro fanavotana.

12. Fa isika no tempolin'Andriamanitra velona, araka ny nataon'Andriamanitra hoe: "Honina eo aminy Aho sy handeha eo aminy; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho oloko"

13. Ao aminy no irafetan'ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin'ny Tompo. Ary ao aminy no miaraka aorina koa ianareo ho fonenan'Andriamanitra amin'ny Fanahy

14. Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran'ny Fanahin'ny Tompo no itoeran'ny fahafahana.

15. Fa i Kristy kosa dia Zanaka manapaka ny tranon' Andriamanitra; ary isika no tranony, raha hazonintsika mafy hatramin'ny farany ny fahasahiana sy ny firavoravoana momba ny fanantenana.

16. Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka Aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana."

17. Izaho sy ny Ray dia iray ihany.

18. Ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesoa (Jehovah no Mpamonjy); fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany.

Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly :

(1) Apokalypsy 3 : 20
(2) Jaona 14 : 23
(3) Galatiana 2 : 20
(4) Matio 10 : 20
(5) Asa 5 : 4
(6) Lioka 1 : 16
(7) I Jaona 4 : 4
(8) Romana 8 : 9
(9) I Koritiana 3 :16
(10) I Koritiana 6 : 19
(11) Efesiana 4 : 30
(12) II Koritiana 6 : 16
(13) Efesiana 2 : 21- 22
(14) II Koritiana 3 : 17
(15) Hebreo 3 : 6
(16) Jaona 4 : 24
(17) Jaona 10 : 30
(18) Matio 1 : 21

Vatomandry 30 Novembra 2020

A). MES 4 PAGES FACEBOOK :

1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR:
  / mesversetsbibliquespreferesdr  

2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR :
  / mesespacesevangeliquesdr  

3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR :
  / mesvideosevangeliquesdr  

4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO :
  / tsaranytompoisanandro  

B). MON SITE EVANGELIQUE :
https://caldenmadagascar.wordpress.com/

C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX :

1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39

2. E- MAIL : [email protected]

3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR

4. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b  

5. TWITTER :   / docrivolala  

6. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina  

7. FACEBOOK :   / rivolala.andrianantoavina  

8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala

9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/...

JESUS VOUS AIME.

QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Ny zavatra rehetra miara miasa hahasoa izay tia an'Andrimanitra (Mana isanandro  : Jeremia 21:1-14)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Казахи, которые приняли христианство. Репортаж о баптистской церкви в Астане

Казахи, которые приняли христианство. Репортаж о баптистской церкви в Астане

Lider kraju zabity / Dowództwo wojskowe zniszczone / Iran pilnie wnioskuje o negocjacje

Lider kraju zabity / Dowództwo wojskowe zniszczone / Iran pilnie wnioskuje o negocjacje

Raozery: Mistery Mampalahelo (Talata sy Zoma)

Raozery: Mistery Mampalahelo (Talata sy Zoma)

Iran Chce Rzucić USA i Izrael na Kolana! Trump Planuje Zajęcie Meksyku!

Iran Chce Rzucić USA i Izrael na Kolana! Trump Planuje Zajęcie Meksyku!

🔴 Біблія Новий Заповіт українською мовою – онлайн трансляція (24/7)

🔴 Біблія Новий Заповіт українською мовою – онлайн трансляція (24/7)

TANDREMO NY MOZIKA SY NY HIRA HENOINAO - Toriteny Alahady 23 Febroary 2020 - FJKM Isotry Fitiavana

TANDREMO NY MOZIKA SY NY HIRA HENOINAO - Toriteny Alahady 23 Febroary 2020 - FJKM Isotry Fitiavana

Як можеш судити іншого, коли сам робиш те саме - Іван Пендлишак

Як можеш судити іншого, коли сам робиш те саме - Іван Пендлишак

MANA ISAN'ANDRO - Salamo 107:23-43

MANA ISAN'ANDRO - Salamo 107:23-43

NY FANDRESENA NY FAHARERAHAN-TSAINA - Part 2 I Bishop Patrick Andrianarivo

NY FANDRESENA NY FAHARERAHAN-TSAINA - Part 2 I Bishop Patrick Andrianarivo

Pasteur Paul Ratsara - Mahereza, Matanjaha - 22 Février 2025

Pasteur Paul Ratsara - Mahereza, Matanjaha - 22 Février 2025

Thank You Lord✝️Special Hillsong Worship Songs Playlist🙏Praise & Christian Worship Songs with Lyrics

Thank You Lord✝️Special Hillsong Worship Songs Playlist🙏Praise & Christian Worship Songs with Lyrics

Romana 8.28

Romana 8.28

Inona ny marina momba ny fahafolon karena ? (Nomery 18.20-32 - Pasteur Razafiarison Emilien)

Inona ny marina momba ny fahafolon karena ? (Nomery 18.20-32 - Pasteur Razafiarison Emilien)

Wiadomości wPolsce24 - 17.03.2026 r.

Wiadomości wPolsce24 - 17.03.2026 r.

WEDNESDAY FILIPINO LIVE MASS TODAY *MARCH 18, 2026* FR. JOWEL JOMARSUS GATUS

WEDNESDAY FILIPINO LIVE MASS TODAY *MARCH 18, 2026* FR. JOWEL JOMARSUS GATUS

WEDNESDAY FILIPINO LIVE MASS TODAY II MARCH 18, 2026 II FR. FIDEL ROURA

WEDNESDAY FILIPINO LIVE MASS TODAY II MARCH 18, 2026 II FR. FIDEL ROURA

Ukraina niszczy białoruską infrastrukturę dronów kamikadze: Potężne uderzenie ZSU | RFU News

Ukraina niszczy białoruską infrastrukturę dronów kamikadze: Potężne uderzenie ZSU | RFU News

Tsara ny mitoetra ao antranon'Andriamanitra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 61 : 1 - 8 )

Tsara ny mitoetra ao antranon'Andriamanitra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 61 : 1 - 8 )

Трамп в капкане и без карт умоляет о помощи — союзникам пора вспомнить об Украине /№1111/ Юрий Швец

Трамп в капкане и без карт умоляет о помощи — союзникам пора вспомнить об Украине /№1111/ Юрий Швец

Miomana 66 - Ny fahaterahana indray 1

Miomana 66 - Ny fahaterahana indray 1

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]