Ny Railovy - "Tsy resy tsy akory" [Barijaona & O'Suzah]
Автор: Ikala lonjo
Загружено: 2018-09-15
Просмотров: 30416
Описание:
Tsy resy tsy akory ny olo-mangina
Satria ny miteny toa afon-jozoro
Tsy mahery vaika vetivety dia gina
Tsy afon’apombo izay ela vao toro
Koa tandritandremo ny manao be am-bava
Mahaiza mitsako sao kenda
Sao kenda ka rava
Ilay andro iray nokoloina ho andry
Natao hanefana ny adidy izay miandry
Satria izay maharitra sy miari-pery
Ho tojo ny tsara tsy miaina amin-tery
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: