Hiombona amin'ny fahamasinana_AFAFI_FET_Hira Katolika Malagasy
Автор: Hira Katolika Malagasy
Загружено: 2025-06-21
Просмотров: 4851
Описание:
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.
Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy
1 Niainako hatrizay, hirosoako lalina kokoa,
Ny fanarahan-dia an'i Jesoa
Fa fanirianay ihany koa ny ho lavitry ny ota
Sy ny rendrarendra eto an-tany.
Hiombona amin'ny fahamasinana e!
Ndao hiaraka aminay e!
FET no mitambatra ao e
Hiombona ho amin'ny fahamasinana
Na ho mafy na ho sarotra e e!
Italahoanay amin'Izy Ray e e
Tsy hisaraka 'zahay (2)
Fa hiombona amin'ny fahamasinana.
2. I Kristy lalana sy fahamarinana
Ary fiainana no filamatray:
I Md Paoly no ohatra ianaranay,
I Masina Maria no Reninay.
3. Miha-Jesoa isan'andro isika ka ho iray
Hiombona ho amin'ny fahamasinana e e!
Ka hirotsaka amintsika anie no tsodranon'ny Ray,
Ka samy haharitra hatramin'ny farany.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: