ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

ODYAI x RYCTAH - GASIKARA (Clip Officiel 2022)

Автор: Odyai

Загружено: 2022-11-25

Просмотров: 77795

Описание: ODYAI,RICTAH
Titre : Gasikara
Genre : Afro traditional

Paroles

Couplet 1
Any Imady, any ho any
Any ny tanàna niavina
Mampamagy,kopatanana
Veloma amin’iireo fianakaviana
Raha lasa alavitra tsy nanadino re fa ny
Fitadiavana no maniraka an-tena ah
Efa tsy andriko ilay fotoana
Isika iaraka hifandom-bera

Bridge
Maresadresaka fety ndray ai an-tanàna
Ka iza no tsy mba ho any ry namako oh
Dobodoboka tsy misy fiafarana
Ka iza no tsy mba ho any ry namako oh

Maresadresaka fety ndray ao an-tanàna
Ka iza no tsy mba ho any ry namako oh
« Zaza Maola » ny manafana ao an-tanàna
Ka iza no tsy mba ho any ry namako oh

Refrain
Arosoy ary ny galeoka euh…
Mafanafana ny « Mamilaza »
Handeha agnay hamonjy fety euh…
Se maraigna anay vao rava ah…( x2 )

Verse 2
« Gasikara » euh Tanindrazako oh
Ianao lay reny malalako oh
« Fihavanana » euh,no mampiavaka
Tsy fohiko na atakaloko
Fa any vola any taona
Ny mpianakavy mbola hiaona
Ameno ireo banga
Fa raha ho avy ny fotona
Ny alahelo mbola ho foana
Ny lanitra ho manga

RICTAH

Mampamangy an-tagnana ehh ehh
(Zay mbola ho avy eh)
Antsimotsimo agny fiaviagna ehh
(RN7 igny baba ahh)
Zay tô kony mbola valovotaka eh
Sahira mitady ehh ehh
Tsy fisiagna mazaka magniraka ehh
Fa ngoma ny dôladôla ngoma ny sômasômaaaa
Fataontsika regny ehhh
Fa mbola mitady volaaa
Fa efa ho avy tsy ho ela aah
Tsenao amn’draha magneno

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
ODYAI x RYCTAH - GASIKARA (Clip Officiel 2022)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Vendredi jolie - Revirevy Mozika | Mozika Malagasy Ranoray - LIVE

Vendredi jolie - Revirevy Mozika | Mozika Malagasy Ranoray - LIVE

Tantara Malagasy - DIARIN'I JACKY (Tantaran'i Aceem Radio) 👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - DIARIN'I JACKY (Tantaran'i Aceem Radio) 👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕

ODYAI X AGRAD -  FAKE LOVE (vidéo officiel 2021 )

ODYAI X AGRAD - FAKE LOVE (vidéo officiel 2021 )

PÔLY GAIGY & LEZAVA l Film Gasy 2023

PÔLY GAIGY & LEZAVA l Film Gasy 2023

4ty Squad - Mamacita (Clip Officiel)

4ty Squad - Mamacita (Clip Officiel)

ODYAI   MIVERENA   TOP clip gasy

ODYAI MIVERENA TOP clip gasy

Mangataka Rano   |  Rija Rasolondraibe OFFICIEL

Mangataka Rano | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

Odyai  - Vady (Official Video)

Odyai - Vady (Official Video)

ODYAI FEAT MIJAH - AMBONY TANANA (CLIP OFFICIEL  MAI 2016)

ODYAI FEAT MIJAH - AMBONY TANANA (CLIP OFFICIEL MAI 2016)

ODYAI X BRYAN(112unity)   BAND IN ITAOSY Directed by Tsilavina R La St'art Project2022

ODYAI X BRYAN(112unity) BAND IN ITAOSY Directed by Tsilavina R La St'art Project2022

Smaven - Mahasoava (Clip Officiel)

Smaven - Mahasoava (Clip Officiel)

Berrizz'Jah - NAMPATORIANAO [Madaghost Production - Nouveauté Clip Gasy 2024]

Berrizz'Jah - NAMPATORIANAO [Madaghost Production - Nouveauté Clip Gasy 2024]

Hira Nouveaute gasy 2025 by Dj Chaniate(Sanih,Rim Ka,Ljo,Ceis,Anatal,Raouto,Rao lossa,Zakai,ckycky)

Hira Nouveaute gasy 2025 by Dj Chaniate(Sanih,Rim Ka,Ljo,Ceis,Anatal,Raouto,Rao lossa,Zakai,ckycky)

MR SAYDA & PIT LEO Feat ODYAI - MBA VALIO ( Official Video ) [ GASY PLOIT / MISIE MILAY ]

MR SAYDA & PIT LEO Feat ODYAI - MBA VALIO ( Official Video ) [ GASY PLOIT / MISIE MILAY ]

ODYAI - Caroline

ODYAI - Caroline

DJiady Alefa Nda - Tsy natao hiaraka   Clip Unofficial  Blaise PIXEL 2023

DJiady Alefa Nda - Tsy natao hiaraka Clip Unofficial Blaise PIXEL 2023

SHAYRON - Mimpodiana (CLIP OFFICIEL 2019)

SHAYRON - Mimpodiana (CLIP OFFICIEL 2019)

Skaiz - Tsara vavaka [ Film by CinéStyle ]

Skaiz - Tsara vavaka [ Film by CinéStyle ]

Odyai ft Roy Rakoto - Dédicace

Odyai ft Roy Rakoto - Dédicace

SISCA - MILA RANO (Official Video)

SISCA - MILA RANO (Official Video)

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]