ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

JESOSY Ô VONJEO - Hanitr'i Kristy - (Lyrics)

Автор: Lyrics by Kalo

Загружено: 2023-03-17

Просмотров: 15372

Описание: 🎵JESOSY Ô VONJEO🎵 (Lyrics)

'Zaho Jesosy mba maniry
Ny hanao ny sitrakao
Efa ela no nikiry,
Tsy nahomby hatramin'izao
Raha anio mandre ny antsonao
Dia torotoro fo
Toa hiova ho olom-baovao
Tapa-kevitra hifoha.

Nefa izany tsy maharitra
Tsy mba mety ho lasa lavitra
Rahampitso dia injay
Ny omaliko no miverina indray
'Zaho Jesosy mba tantano
O! Arovy sy tohano
Miangavy, mitoreo
Jesosy o! vonjeo,
'Ty zandrinao vonjeo.

Toriteny maro no efa re,
Be ny anatra voaray
Fa ny hampihatra ireny anie
Dia toa sarotra tsy hay.
Vao mandroso indray mandingana
Hoe hanaraka Anao,
Dia indro fa voafingana,
Potraka sy lavo aho.

Tsy azo antoka ny hoaviko,
Tsisy antenaina ny amiko,
Raha tsy tantananao
Dia inoako fa tsy ho tafita aho.
Aza avela handeha irery,
O! ampio fa kely hery.
Miangavy, mitoreo
Jesosy o! vonjeo,
'Ty zandrinao vonjeo!
Jesosy o! vonjeo,
'Ty zandrinao vonjeo,
Jesosy o! vonjeo,
'Ty zandrinao vonjeo.
🌈
A/C : Bruno Andrianaivo
©Hanitr'i Kristy Ampefy
#LyricsbyKalo

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
JESOSY Ô VONJEO - Hanitr'i Kristy - (Lyrics)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Hanitr' i Kristy  - Miverena ka modia (CLIP OFFICIEL)

Hanitr' i Kristy - Miverena ka modia (CLIP OFFICIEL)

FITIA SAFONONOKA - FANAFA Fanaky ny Famindram-po (Lyrics)

FITIA SAFONONOKA - FANAFA Fanaky ny Famindram-po (Lyrics)

MENATRA AHO - Hanitr'i Kristy - (Lyrics)

MENATRA AHO - Hanitr'i Kristy - (Lyrics)

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE HANITR'I KRISTY'

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE HANITR'I KRISTY'

Izay miandry Anao | Bodokely

Izay miandry Anao | Bodokely

Mangataka Rano   |  Rija Rasolondraibe OFFICIEL

Mangataka Rano | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

FaNaFa tantano fa osa

FaNaFa tantano fa osa

JOSEPH D'AF feat ANTSA AN'I KRISTY  Ianao no Andriamanitro

JOSEPH D'AF feat ANTSA AN'I KRISTY Ianao no Andriamanitro

Andriamanitry ny Fahagagana  - Pepe Shine (Lyrics officiel)

Andriamanitry ny Fahagagana - Pepe Shine (Lyrics officiel)

Antsan'i Kristy-medley slow

Antsan'i Kristy-medley slow

Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel

Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel

ETO AN-DALANA - Lova Miampita Toamasina - (Lyrics)

ETO AN-DALANA - Lova Miampita Toamasina - (Lyrics)

MANATRA AHO - Hanitr'i Kristy

MANATRA AHO - Hanitr'i Kristy

Joseph d'Af - Fanotronany (Tononkira)

Joseph d'Af - Fanotronany (Tononkira)

Fa.Na.Fa [Fitia Safononoka]

Fa.Na.Fa [Fitia Safononoka]

INDRAY ANDRO ANY - Groupe Lalao (Lyrics)

INDRAY ANDRO ANY - Groupe Lalao (Lyrics)

Ny Ambasadora - tsy afoiny ''Volume 4''

Ny Ambasadora - tsy afoiny ''Volume 4''

Tano mafy aho Jesosy - Adilia

Tano mafy aho Jesosy - Adilia

TSY ANGANO - LOVA MIAMPITA TOAMASINA

TSY ANGANO - LOVA MIAMPITA TOAMASINA

ENY Ampifitia FJKM Isotry Fitiavana

ENY Ampifitia FJKM Isotry Fitiavana

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]